4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mievera ianao - Zo Ryan

Hadinoy any koa izy satria efa nanadino anao

Ianao aza nilaozany nangainy irery foana teo

Ny azy koa ny fitiavany tsy navelany ho anao intsony

F’efa nafindrany toerana vaovao

Natolony ho an’olok’afa indray



mievera ianao

Hadinoy izy

Avelao izy amin’izay tiany

Toniho ny fo fa tsy izy irery

No afaka hitia anao

Halaviro ny famoizam-po

Ny anjaranao tsy ho very

Fa manam-pitia be dia be

Ka aleo izy handeha hilalao





Aza miaiky hoe tena resy ianao

Fa tsy izy irery no azo hatenaina

Fa ny ao am-ponao indray

No ataovy ho fabtany

Fa andresy ianao rehefa any indray andro any

Partager mievera ianao

Commenter mievera ianao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Zo Ryan